14-47-MG Nentinao Ilay mitondra ny zavatra rehetra

Nentinao Ilay mitondra ny zavatra rehetra

14-47-MG

mg

CHANT PRINCIPAL : 14-47-MG

R. Nentinao Ilay mitondra ny zavatra rehetra,
Tonga nofo tao ambohoka ny mpanavotra.
Varavaran’ny lanitra sy Mpanjakan’ny tontolo,
Ry Maria, arahaba ianao !

1. Ampitiavana no nifidianan’Andriamanitra,
Anao ry Virjiny.
Miravo noho ianao ny Tompo,
Satria fifaliany !

2. Nandray ny anjelin’ny lanitra Ianao,
Ankizivavin’ny Tompo.
Tanteraka ny fampanantenana :
Eny no nataonao !

3. Tonga tao aminao ny Fanahy Masina,
Ry voafidin’ny Mpanjaka.
Nomenao anay i Emanoela
Eva vaovao !

4. Raisinao izahay, teo am-pototry ny lakroa,
Reny be fitia,
I Jesoa nanankina anay
Tamin’ny hatsaranao.

5. Tamim’bohinahiny nandray anao
Eo anilany’Andriamanitra
Nanjary hafalian’Ilay Mandrakizay
Ry Mpanjakavavin’ny lanitra !

Lohateny voalohany (FR) : Tu as porté celui qui porte tout © 2000, Éditions de l’Emmanuel, 89 boulevard Blanqui, 75013 Paris Dikanteny : © 2019, Fikambana Emmanuel, Madagasikara

Tons de Psaume - Sol Majeur

99-99-04-FR

Tons de Psaume - Rém

99-99-03-FR

Tons de Psaume - Lam

99-99-02-FR

Tons de Psaume - Do Majeur

99-99-01-FR

Tons de Psaume

99-99-FR

弥撒程序 - 礼成仪式

99-98-08-ZH