19-01-MG Hobiontsika ny Mpanjakan’ny lanitra

Hobiontsika ny Mpanjakan’ny lanitra

19-01-MG

mg

CHANT PRINCIPAL : 19-01-PT

R. Hobiontsika ny Mpanjakan’ny lanitra, omeo voninahitra ny Anarany !
Mitsaoka ny Emanoela isika, Andriamanitra eto amintsika.
Mandrehitra ny fontsika Izy amin’ny Fanahy Masina,
Deraintsika i Jesoa Mpamonjy ao Aminy ny Fanantenana.

1. Nasehony ny fony feno fitiavana.
Mitsaoka Azy noho izany isika.
Mifalia ao Aminy !

2. Mangoraka antsika i Jesoa eo amin’ny lakroa.
Manentana antsika ny fitiavana ny anarany.
Mifalia ao Aminy !

3. Eo ny fanjakany, ny Evanjely notoriny.
Mankalaza an’i Kristy nitsangan-kovelona.
Mifalia ao Aminy !

Lohateny voalohany (FR) : Acclamons le Roi du ciel © 2012, Éditions de l’Emmanuel, 89 boulevard Blanqui, 75013 Paris Dikanteny : © 2019, Fikambana Emmanuel, Madagasikara

Tons de Psaume - Sol Majeur

99-99-04-FR

Tons de Psaume - Rém

99-99-03-FR

Tons de Psaume - Lam

99-99-02-FR

Tons de Psaume - Do Majeur

99-99-01-FR

Tons de Psaume

99-99-FR

弥撒程序 - 礼成仪式

99-98-08-ZH