R. Mitsaoka Anao, mibanjina Anao !
Manome voninahitra Anao ny hiranay !
Mitsaoka Anao, mibanjina Anao !
Ny Fanahy Masina manentana ny fonay !
1. Ankehitriny, manantona Azy isika,
Atolory ny fiainanitsika !
2. Fo iray, derao ny Tompontsika,
Manova antsika ny Fitiavany.
Lohateny voalohany (FR) : Adorez-le
© 2007, Éditions de l’Emmanuel, 89 boulevard Blanqui, 75013 Paris
Dikanteny : © 2019, Fikambana Emmanuel, Madagasikara