Ry Jesoa, nampanantenainao ny Fanahy Masina
Amin’izay mangataka aminao,
Tompo ô, mba hitondra ny afo amin’izao tontolo izao,
Inty atolotray ho Anao ny fiainanay.
Lohateny voalohany (FR) : Jésus, toi qui as promis
© 2000, Éditions de l’Emmanuel, 89 boulevard Blanqui, 75013 Paris
Dikanteny : © 2019, Fikambana Emmanuel, Madagasikara