18-33-MG Ry ain’Andriamanitra ô avia

Ry ain’Andriamanitra ô avia

18-33-MG

mg

CHANT PRINCIPAL : 18-33-MG

1. Ry ain’Andriamanitra ô avia !
Vahiny malemy fanahy.
Ry ain’Andriamanitra ô avia !
Mba diniho, jereo (i)zahay.

R. Ry Fanahy ô, hazavao (i)zahay,
Mba hamiratra ny fahamarinanao.
Manilo anay ny fahazavanao,
Ho vao, vaovao (i)zahay.
Avia ry Fanahy Masina ô !
Avia, midina ao amponay !

2. Ry ain’Andriamanitra ô avia !
Ry Tompon’ny fonay avia.
Ry ain’Andriamanitra ô avia,
Tariho làlana izahay.

3. Ry ain’Andriamanitra ô avia !
Mirehi-pitiavana.
Avia, mba havaozy izahay
Amin’ny afo-pitiavanao !

Lohateny voalohany (EN) : Come, Holy Spirit, comforter © 2009, Emmanuel Publications, 89 boulevard Blanqui, 75013 Paris Dikanteny : © 2019, Fikambana Emmanuel, Madagasikara

Tons de Psaume - Sol Majeur

99-99-04-FR

Tons de Psaume - Rém

99-99-03-FR

Tons de Psaume - Lam

99-99-02-FR

Tons de Psaume - Do Majeur

99-99-01-FR

Tons de Psaume

99-99-FR

弥撒程序 - 礼成仪式

99-98-08-ZH