97-06-05-MG Famehezantena amin’i Jesoa miaraka amin’i masina Maria

Famehezantena amin'i Jesoa miaraka amin'i masina Maria

97-06-05-MG

mg

CHANT PRINCIPAL : 97-06-05-MG

Mifidy Anao anay anio, Ry Maria,
Eto anatrehan’ny Anjely sy ny Olomasina rehetra,
Mba ho reninay sy ho mpanjakavavinay.
Atolotray sy atokanay ho Anao,
Amin’ny maha mpanomponao anay,
Ny tenanay rehetra
Sy ny fanananay rehetra
Ary ny vokatry ny asanay rehetra,
Na ny lasa, na ny ankehitriny, na ny ho avy.
Anjakao tanteraka
Araka izay sitrakao
Ny tenanay
Sy izay anananay rehetra,
Mba ho voninahitr’Andriamanitra
Mandrakizay ka ho mandrakizay.
Saint Louis-Marie Grignion de Montfort

Tons de Psaume - Sol Majeur

99-99-04-FR

Tons de Psaume - Rém

99-99-03-FR

Tons de Psaume - Lam

99-99-02-FR

Tons de Psaume - Do Majeur

99-99-01-FR

Tons de Psaume

99-99-FR

弥撒程序 - 礼成仪式

99-98-08-ZH